Entry sehatra
Part of speech adjective
Malagasy definition Tojo, sendra: Sehatra ny matanjaka noho izy Rakoto ka nanaiky. [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry sehatra
Part of speech noun
Malagasy definition Toerana voafefy voatokana handihizana: Halalaho ny sehatra!
¶ Toeram-pisehoana eo anatrehan' olona maro: Aza menatra miseho sehatra [Rajemisa 1985]
 toerana malalaka ivoriana na ilalaovana [SLP 1986]
English translation a stage; the theater [Hallanger 1973]
French translation estrade; le théâtre [Hallanger 1974]
 lieu de rencontre [SLP 1986]
Compound words, titles, names 
Analogues  banja ~ kianja
Examples Dia miditra sehatra ny Mpamaky kabary. [Ndemahasoa: Antakay]

Entry sehatra
Part of speech noun
Malagasy definition  [Bezanozano] rihana amin'ny trano [Rakotosaona 1975]
  [Sihanaka] karazana valindrihana fametrahana entana [Rakotosaona 1975]

Entry sehatra
Part of speech noun
French translation  [Sakalava] (de sehatra : barrière ou palissade entourant les villages autrefois) Nom donné à plusieurs arbres dont le bois servait à construire ces palissades. [Boiteau 1997]
Vocabulary 

Updated on 2020/12/30