Entry mikianja (kianja)
Part of speech active verb
Malagasy definition Miriaria eny an-kalamanjana: Ny vorona isan-karazany dia mihira sy mikianja eran' ny ala (James Rakotomanga) [Rajemisa 1985]
Morphology 
mikianja
nikianja
hikianja

Updated on 2010/05/14