|
|
|
|

Entry1  jorovelondranahary
Elementary words  2 joro, 3 velona, 4 Nanahary
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6 omby mainty fa fotsy ny lohany ary tsy mididy ny sofiny. Izany no fitondra manonga doany toy ny ondrilahy mena, mainty-hariva fanao sorona amin' ny vava-Alakaosy aty Imerina. [1.10#J161]

Updated on 2025/09/12