Entry Nanahary
Part of speech noun
Malagasy definition Teny mitovy amin' ny hoe Zanahary ihany, fa ny N sy Z nifanolo toerana toy ny hita indraindray: ohatra amin' ny hoe "Naotra" sy "Zaotra" (izay nahazoana ny zao-dahy, zao-bavy). [Rajemisa 1985]
English definition same as zanahary, andriananahary [Richardson 1885]
 more or less synonym of zanahary; a god, God [Hallanger 1973]
French definition synonyme (plus ou moins) de Zanahary un dieu, Dieu [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Quotes 

2013/12/09