Entry -joro (zoro)
Part of speech   morphological form of the word zoro
Examples   ary nasiana rova efa-joro tokony havavafo ny halavany. [Callet: Tantara, page 1127]

Entry joro
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fitsanganana mitsatoka tsara [Rajemisa 1985]
French translation   action de se tenir debout [Rajaonarimanana 1995]
Derivations  

Entry joro
Part of speech   noun
Malagasy definition   vavaka, hataka amin' andriamanitra sy ny razana [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]
   Fangataham-pitahiana eo am-panefana ny v [...] [full text in Rajemisa 1985]
French translation   prière [Rajaonarimanana 1995]
Derivations  

Entry joro
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Saro-tahotra, saro-kenatra, mihasihasy [Rajemisa 1985]

Entry joro
Part of speech   noun
Malagasy definition   tanjaky ny tolona [SLP: Voambolana]
French translation   jambage [SLP: Voambolana]
Vocabulary  

Entry joro
Part of speech   noun
French translation   norme, module
¶ joron'ny tsilo: norme d'un vecteur [SLP: Voambolana]
Vocabulary  

Entry joro
Part of speech   noun
Malagasy definition   Anarana enti-milaza ny iray amin'ireo la [...] [full text in Rajemisa 1985]
French translation   carreau au jeu de cartes [Abinal 1888]
Vocabulary  
Analogy   lalitra ~ samamena ~ tangontsotrobe
   karatra
Illustrations  

Updated on 2014/06/13