| Entry | 1 ampijoroina |
| Root | 2 joro |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in French |
4 qu'on releve, qu'on fonde.
[1.5] |
| Examples |
5 Isa-maraina, alohan' ny hitondrany ireo miasa, dia ampijoroiny eo an-tokotany aloha, asainy mihira ny hiram-pirenena frantsay, ary asainy mamarana ny hafanam-pony amin' ny fiantsoana mafy hoe:
[2.472]
|
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|