Entry lalitra
Part of speech noun
Malagasy definition Bibikely misy elany roa fatra-pipetrapetraka eny rehetra eny ka mitondra loto amin' ny tongony na ny faraingom-bava fitsentsefany, ary izany no mahatonga azy ho mpamindra aretina tsy anerany
¶ Matimatim-pitia toa lalitra ka mitsoboka alohan' ny sotro: enti-milaza izay maimay hanao zavatra ka tsy mahalala izay hahafaty azy akory [Rajemisa 1985]
English definition a fly [Mal. lalat; amboyna lali] [Richardson 1885]
 a housefly [Hallanger 1973]
French definition mouche [Hallanger 1974]
French definition mouche, drosophile [SLP 1986]
Vocabulary 
Derivations 
Quotes 
Articles 

Entry lalitra
Part of speech noun
Malagasy definition Anaran-karatra filalaovana iray izay misy sari-na kodiadiamborona [Rajemisa 1985]
English definition clubs at cards [Hallanger 1973]
French definition trèfle au jeu de cartes [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Vocabulary 
Synonyms elatra
Analogues  joro ~ samamena ~ tangontsotrobe
  karatra
Illustrations 

2017/06/29