Entry zoro
Part of speech noun
Malagasy definition ¶ Faritra kitso eo amin' ny fihaonan' ny rindrina roa: Zoron-trano
¶ Rirana, ny mivohitra amin' ny fihaonan' ny lafy roa mifanapaka: Telo zoro ny zozoro ~ Zoron-databatra
¶ Kiho: Zoron-dalana
¶ Ireo lafy avaratra-atsinanana; atsimo-atsinanana; atsimo-andrefana; avaratra-andrefana amin' ny tany atao hoe vazan-tany: Zoron-tany efatra
¶ Ny hazo atao amin' ny zoron-trano efatra amin' ny trano kotona nahatonga ny fitenenana hoe "sakeli-mihoa-joro". [Rajemisa 1985]
English definition a corner [Hallanger 1973]
French definition coin [Hallanger 1974, SLP 1986]
  [Betsimisaraka] . Ce mot veut dire coin, angle. En ce qui concerne les plantes : tige triquètre, anguleuse, comme celle des Cyperaceae. Dans le Nord-Est, synonyme de bilo . [Boiteau 1997]
Derivations 
Morphology 
zoro
zoroko
zoronao
zorony
zorontsika
zoronay
zoronareo
zoron'
zoron-
zorom-
-joro
-joroko
-joronao
-jorony
-jorontsika
-joronay
-joronareo
-joron'
-joron-
-jorom-
Compound words, titles, names 
Quotes 

Entry zoro
Part of speech noun
Malagasy definition Fikaonan' ny tsipika roa mifanapaka: Zoro sokera, zoro dombo, zoro maranitra [Rajemisa 1985]
English definition an angle [Hallanger 1973]
French definition angle [Hallanger 1974, SLP 1986]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 

Entry zôro
Part of speech noun
Malagasy definition  [Sihanaka] zozoro maniry [Rakotosaona 1972]
Vocabulary 

Entry zoro
Part of speech noun
French definition jour [SLP 1986]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 

2017/12/01