| Entry | 1 jemby |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza olona izay tsy mahita tsara ny masony fa safotry ny vovoka na ny setroka na ny hatezerana, vizana ny maso ka tsy mahita tsara, badenina, manjambena
[1.1] |
| Derivatives |
|
| Analogs | 7 badenina, 8 farina, 9 Jambena, 10 jenjina, 11 mantsafofoka, 12 safotra, 13 tsy mahita izay ambonin' ny tany, 14 tsy mahita ny atsimo sy avaratra, 15 voan' ny tamberintany |
| Proverbs | 16 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/04/22 |
|