|
|
|
|

Entry (1/3)1  farina
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Tsy mahateny tsara fa toy ny migadragadra ny feo, tsy mahahira tsara: Voan' ny vovoka aho omaly ka farina ny feoko [1.1]
Explanations in English  4 hoarse. [1.2]
Examples  5  Tapaka tangarana ny fidiram-bola tao aminy fa ilay feo, dia tonga farina tsy azo nampiasaina intsony; [2.285#]
6  Tsy azoko loatra ny tonon-kira, fa ny feony dia tsy misy ifandraisany mihitsy amin' ny feon-kira fandre : angoatenda somary farina, migoboka daholo, manonjanonja, indraindray mafy, indraindray malemy, sahala amin' ny feo mirehaka no ampihiraina. [2.472#]
Derivatives 
Names :
All compound words  8  2 combinations of that word

Entry (2/3)9  farina
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11 Fitohanana tsy mivalana ho an' ny zaza [1.1]
Derivatives 
Adjectives :

Entry (3/3)13  farina
Part of speech  14  noun
Explanations in Malagasy  15 Ny hoditra manify mihofakofaka amin' ny tarehy [1.1]
Explanations in English  16 small scurf on the nose. [1.2]
Derivatives 
Adjectives :

Anagrams  18 fanary, 19 fanira, 20 Farany, farany, farina, 21 finara, 22 firaña, firana, 23 rafina

Updated on 2025/12/13