| Entry | 1 jenjina |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Ohatra ny voakapoka mafy ka fanina, mila ho safotra, tsy mahita izay ambonin' ny tany: Nianjeran' ny taila ny lohany ka jenjina izy
[1.1] |
| Explanations in English |
4 taken aback, unsure of oneself
[1.7] |
| Explanations in French |
5 ébahi, hébété
[1.8] |
| Examples |
6 jenjina izy, saikatra, menatra, natahotra aza!
[2.499]
7 Ranomaso no mandriaka, sady jenjina ny loha, fa ny ali-mangatsiaka ali-mampamohafoha! [1.247] 8 Narenina ny sofoko, jenjina aho, avy eo niankapokapoka tamin' ny tany sy ny dabilio latabatra teo akaiky. [2.472] |
| Derivatives |
|
| Updated on 2025/11/13 |
|