|
|
|
|

Entry1  badenina
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Jemby, mamjambena: Badeninany masoko nijery ny masoandro dimy segondra monja
4 Fanimpanina, domelina, vizana izaitsizy ka voly, toa tsy maharay tena intsony: Badenina aho izany, hoy Rasoa, fa adiny telo aho no nifantsika nanjaitra teto [1.1]
Explanations in English  5 dizzy [1.2]
Explanations in French  6 qui est ébloui, qui a des vertiges [1.3]
Derivatives 
Adjectives :
Synonyms  8 badena

Updated on 2025/09/19