|
|
|
|

Entry (1/3) 1  isa
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Ny atao hoe isan-javatra na olona dia ny teny milaza na firy na firy ireo zavatra na olona ireo: Dimy no isan' ny rantsantanana an' ila
4 Teny enti-milaza ny hoe "iray" eo am-panombohana manisa: isa, roa, telo [1.1]
Explanations in English  5 one, each, every [1.7]
Explanations in French  6 est toujours employé pour un, quand on commence à compter. [1.3]
7 un, chacun [1.8]
International  8 1
9 I [3.1]
Examples  10  Tokony ho 80 no isany [2.649#1128]
11  Tsy hita isa ny vahoaka [2.366#PAGE#72]
12  fa miovaova isan|isamandro, isan|isam-bolana, isan|isam-taona [2.59#292]
13  Ny hetra aloa dia variraiventy isan|isam' olo-miaina sy vary roa vata isan|isam-pangady [2.508#442]
Morphology 
14  Simple :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Vocabulary  34  Mathematics: arithmetic
Analogs  35  iray, 36  iraika
Combinations  37  33 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word isa
Tables and plates  38  The Numbers
39  Addition
40  Multiplication
Article  41 Andriamihaja: Fanisana vaovao

Entry (2/3) 42  isa
Part of speech  43  noun
Explanations in Malagasy  44 Ny atoa hoe isan-javatra na olona dia ny teny milaza na firy na firy ireo zavatra na olona ireo: Dimy no isan'ny rantsantanana an'ila.
45 Teny enti-milaza ny hoe "iray" eo am-panombohana manisa: isa, roa, telo...
46 Isa fa tsy roa na safatsiroa: tokana tsy manan-tsahala (teny entina mandoka olona na zavatra maningana eo amin'ny toetra na ny hatsaran-tarehy).
47 Isa landy: isa atoa tsiefaefatra hatrany. [1.1]
Explanations in English  48 a number [1.7]
Explanations in French  49 nombre [1.3, 1.8, 1.13]
50 numéro [1.3, 1.8]
51 action de compter [1.3]
52 cardinal [1.13]
Vocabulary  53  Mathematics: arithmetic
Analogs  54  fanisanavaovaoandriamihaja
Combinations  55  64 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word isa
Tables and plates  56  Addition
57  Multiplication
Article  58 Randzavola: isa ao amin' ny Baiboly

Entry (3/3) 59  isa
Part of speech  60  noun
Explanations in Malagasy  61 Hira sy haisoratra betsileo. Misy karazany efatra ny isa, dia ny isan' andravava na kilalao, ny isan-drary, ny isam-balahazo, ary ny kitari-daolao. [1.1]
Combinations  62  3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word isa

Anagrams  63 asy, isa, 64 say, 65 sia

Updated on 2026/02/28