| Entry | 1 kitari-daolao |
| Part of speech | 2 locution |
| Explanations in Malagasy |
3 [Betsileo] Hira fanaon' ny tovovavy amin' ny takariva diavolana: mandeha mifampitohitohy maro ny ankizy ka ny tanany havanana itohizany amin' ny eo aloha, ary ny havia amin' ny eo aoriana
[1.1] |
| Analogs | 4 isam, 5 isan, 6 isan |
| Updated on 2026/04/22 |
|