Entry irery
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Iray, tokana, tsy misy namana: Olona irery tsy mahabata io vato io ~ Mitoetra irery ao izy [Rajemisa 1985]
English translation   solitary, alone [Hallanger 1973]
French translation   solitaire, seul [Hallanger 1974]
Examples  
1Ny vy tsy hiko-rontana irery; [Ndemahasoa: Antakay, page 72]
2Izaho irery sisa no tokan-tena. [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 25]
Derivations  
Morphology  
irery
ireriko
irerinao
ireriny
irerintsika
irerinay
irerinareo
Synonyms   tokana
Quotes  
Analogy   iray ~ tokana ~ hany ~ fotsiny ~ monja ~ singana ~ tsy amboa tsy lambo ~ irery tena ~ boribory ~ vato kiboribory

Entry irerỳ (irỳ)
Part of speech   pronoun [list]
Malagasy definition   Enti-manondro zavatra na olona maro ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' izay tondroin' ny fototeny niaviany "irỳ" ihany: Vonjeo irerỳ ombin' ialahy, ry Isambilo, fa mitondraka [Rajemisa 1985]
English translation   those far away (in sight), plural of iry [Hallanger 1973]
French translation   ceux-là, bien loin (visibles); pluriel de iry [Hallanger 1974]

Updated on 2016/11/06