Entry | monja | |
Part of speech | adverb | |
Malagasy definition | Ihany, saingy tsy fiteny afa-tsy raha misy filazana isan-javatra na isan' olona: Mpianatra telo monja no tonga androany (fa tsy fiteny ny hoe "Ikoto monja no tonga") ~ Trondro dimy monja no azoko nandritra ny andro [Rajemisa 1985] | |
English translation | only, just [Hallanger 1973] | |
French translation | seulement, tout juste [Hallanger 1974] | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |