Entry -drery
Part of speech morphological form of the word irery
Examples 
1Izay mandeha irery dia mipetra-drery tahaka ahy [Andraina: I Vola]
2isika olona kosa ka tsy ampy hery maningan-drery [Ndemahasoa: Antakay]
3ny anjaran' i Benjamina dia indimy hoatra ny anjaran-drery tamin' izy rehetra [Baiboly: 1.43.34]
4Ny fanambarana dia azo atao amin' ny anaran' olon-drery, na fikambanana, na fokonolona, na faritany [Rabearana: Tantara]

2019/08/17