|
|
|
|

Entry1  ilay mahia miankin-drindrina
Elementary words  2  ilay, 3  mahia, 4  miankina, 5  rindrina
Part of speech  6  locution
Explanations in Malagasy  7  Ankamantatra ilazana ny sahafa; fampanonona fanaon'ny ankizy ka ny valiny dia hoe sahafa (noho ny maha-fisaka ny sahafa no ilazana azy ho mahia) [1.1]

Updated on 2025/09/12