|
|
|
|

Entry (1/3)1  miankina
Root  2  ankina
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mipetraka na mitsangana ka misy zavatra iray izay manohana ny tena: Aza miankina amin' io tongo-davarangana io ianao fa toa boboka izy izany ~ Miankina amin' ny fahakingan' ise no hahavonjy antsika
Manantena ny hafa, miantehitra amin' ny hafa: Aza miankin-dohaloatra amin' ny hafa
Eo ambany fiadidian' ny...: Miankina amin-dreniny ny zaza ~ Miankina amin' ny Minisitry ny fampianarana ny sekoly rehetra [1.1]
Explanations in English  5  to recline on, to lean against
to depend upon some one, as persons in poverty dependent upon others. [1.2]
Explanations in French  6  s'appuyer, être appuyé, appuyer: Miankina amy ny rindrina ny lohatrano (Les chevrons sont appuyés sur le mur)
se confier, compter sur, être à la charge de, dépendre, être chargé: Miankina aminao aho (Je compte sur vous) ~ Miankina amy ny ray aman-dreny ny zanaka (Les enfants sont à la charge de leurs parents) ~ Miankina amiko izany raharaha izany (Cette affaire dépend de moi, je suis chargé de cette affaire) [1.3]
Examples  7  Tsy niankina aminy irery anefa ny dia. [2.472]
8  ary Vakinankaratra eo akeky Ambodirano miankina azy eo atsimony. [2.48]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
All compound words  13  4 combinations of this word

Entry (2/3)14  miankina
Part of speech  15  active verb
Explanations in Malagasy  16  maty (raha olon-dehibe) [Tanosy] [1.78]

Entry (3/3)17  miankìna
Root  18  ankina
Part of speech  19  imperative of active verb miankina [Full list]
Explanations in Malagasy  20  [1.1]
Explanations in French  21  [1.3]

Anagrams  22 mañaniky, mananiky, 23 manikìna, manikina, 24 maninika, 25 miankany, 26 miankìna, miankina

Updated on 2025/10/18