Entry hodina
Part of speech noun
Malagasy definition Fiverenana eo amin' ny toerana ihany mankany ivoho; fitodihan' ny loha mankany aoriana na ao an-daniny; fitsimbadihana rehefa mikorisa, ka ny ambany tonga ambony ary dia mifandimby hatrany toy izany [Rajemisa 1985]
English definition a turning around [Hallanger 1973]
French definition tournoiement [Hallanger 1974]
Derivations 

2009/06/21