Entry (1/2) | 1 fanodina |
Root | 2 hodina |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina manodina: Hainao ve ny fanodina ny divay ho toaka? Azo ahodina: Tsy fanodina ho toaka ny ranom‑boasary [1.1] |
Explanations in French |
5 manière de faire tourner [1.3#257] |
Examples |
6 Ny hasy indray dia voly vaovao, tsy azo hanina fa fanodina, noho izany fivarotra tanteraka.
[2.606]
|
Entry (2/2) | 7 fanodina |
Root | 8 odina |
Part of speech | 9 noun |
Explanations in Malagasy |
10 [1.1] |
Explanations in French |
11 manière de faire révolter [1.3#457] |
Synonyms | 12 fampiodina |
Anagrams | 13 fanadino, 14 fanindao, 15 fanodina, 16 fidonana, 17 fiondana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |