|
|
|
|

Entry (1/3)1  fanodinana
Root  2 hodina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fampanaovana zavatra hihodina: Tsy toy izao velively no fanodinana io milina io
5 Fampiovana, fanasitiliana: Ny fanodinana ny ranom-boaloboka ho divay [1.1]
6 asa atao amin'ny akora iray mba hahazoana akora na zavatra hafa azo ampiasaina avy hatrany [1.13]
Explanations in French  7 transformation, traitement [1.13]
Examples  8  Ny fanodinana izany fandehan-javatra izany, ka ny Malagasy kosa no hahazo tombontsoa amin'ny vokatry ny taniny sy izay nisasarany no atao hoe Fanagasiana ny toe-karena. [2.503]
All compound words  9  3 combinations of this word

Entry (2/3)10  fanodinana
Part of speech  11  noun
Explanations in French  12 manivelle [1.13]
Vocabulary  13  Technology

Entry (3/3)14  fanodinana
Root  15 odina
Part of speech  16  noun
Explanations in French  17 l'action de faire révolter [1.3#457]
Vocabulary  18  Technology
Synonyms  19 fampiodinana

Anagrams  20 fanodinana, 21 fiondanana

Updated on 2025/11/13