Entry | 1 ahodina |
Root | 2 hodina |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atao mihodina, izany hoe tsy mihetsika eo antoerana nefa hita manatrika ny tena ny lafiny rehetra tsirairay avy: Ahodina ny milina Atodika mankany aoriana (ny loha): Nahodiny ny lohany raha vao nahita ahy izy [1.1] |
Explanations in English |
5 to be made to revolve, to be revolved [1.7] |
Explanations in French |
6 qu'on fait tourner, qu'on tourne comme une roue [1.8] |
Examples |
7 Hitan-dRainilaimanga fa tsy ho azo ahodina toy ny taloha ihany Randrianaivo
[2.324]
8 lo ilay fanahin' ny Malagasy miantehitra tsy azo ahodina amin' Andriananahary. [2.296] |
Morphology |
|
Anagrams | 13 adonahy, 14 ahodina, 15 andaohy, 16 andoahy |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |