|
|
|
|

Entry1  fihodina
Root  2  hodina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fomba entina mihodina, toetran' ny zavatra mihodina: Ny fihodin' ny tandrimo [1.1]
Explanations in French  5  Manière de tourner [1.3]
Examples  6  Roa lahy amin' ny fahaingan' ny fihodina' ny tandrimo no hafaingan' ny fihodin' ny kodiarana familiana. [2.471#]
All compound words 

Anagrams  9 andifiho, 10 fihodina

Updated on 2025/09/12