| Entry | 1 mihirahira |
| Root | 2 hirahira |
| Part of speech | 3 active verb |
| Examples |
4 Nony efa tafavoaka izy dia mihirahira hoe : - "Valala manjohy è, kitsaotsao!
[2.69#258]
5 Ny rano kosa moana, matory, tsy manalona, tsy mamoaka ny feon' ny onja mihirahira eny am-pifandonana! [2.499#38] |
| Morphology |
|
| All compound words | 9 mihirahira olona |
| Anagrams | 10 miharihary, mihirahira |
| Updated on 2026/02/26 |
|