|
|
|
|

Entry1  hikapa hahita ny tonony, handidy hahita ny vaniny
Elementary words  2 mikapa, 3 mahita, 4 -ny, 5 toñona, 6 mandidy, 7 vany
Part of speech  8  locution
Explanations in Malagasy  9 firariana atao olona mba hahombiazany tanteraka amin' izay ataony [1.1]

Updated on 2025/09/12