Entry mikapa (kapa)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manapaka amin' ny famaky na antsibe: Lasa nikapa hazo any an' ala ny Dadan' i Lita
Mitovy hevitra: mamira
¶ Manamboatra mba hisy rirany mahitsy: Mahay mikapa vato Rakoto
Mitovy hevitra: mipaika
¶ Mamely mafy amin' ny varotra, manao lafo izaitsizy, manondro-bidy tafahoatra: Loza io mpivarotra io raha hikapa
¶ Maka tsikelikely hatrany amin' ny variraiventy farany, manihika: Nikapa ny volaho rehetra ilay karilahy iny [Rajemisa 1985]
Explanations in English to cut a tree; to cut wood [Hallanger 1973]
Explanations in French abattre un arbre; couper [Hallanger 1974]
Morphology 
mikapa
nikapa
hikapa
mikapĂ 

Entry mikapa
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Sihanaka] misoroka [Rakotosaona 1975]

Entry mikapa (kapa)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao kapa: Mandeha tsy mikapa [Rajemisa 1985]
Explanations in English to wear sandals [Hallanger 1973]
Explanations in French porter sandales [Hallanger 1974]
Morphology 
mikapa
nikapa
hikapa

Entry mikapĂ  (kapa)
Part of speech imperative of active verb mikapa [full list]
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985]
Explanations in French  [Abinal 1888]

Updated on 2020/07/31