Entry tonona
Part of speech   noun
Malagasy definition   Faritra mampisaraka ny vaniny na ny famavany anankiroa: Tapaho tsara eo amin' ny tonony ity fary ity ~ Misy tonony roa mamoritra ny vaniny anankiray
¶ Enga anie ianao ka hikapa hahita ny tonony, handidy hahita ny vaniny: firariana fahombiazana antsakany sy an-davany [Rajemisa 1985]
   faritra ao anelanelan'ny vaniny roa mifanaraka
¶ faritra anelanelan'ny vaniny roa ahafahan'izy ireo mihetoika [SLP: Voambolana]
English definition   a joint, an articulation [Hallanger 1973]
French definition   articulation [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995, SLP: Voambolana]
   joint [Hallanger 1974]
   noeud de corde; noeud d'un arbre [Rajaonarimanana 1995]
   noeud [SLP: Voambolana]
Examples   Davida niankina tamin' ny foto-paiso, tehina be tonona tany ant├ánany. [Profita: Ranary, page 117]
Derivations  
Morphology  
tonona
tonoko
tononao
tonony
tonontsika
tononay
tononareo
tonon'
tonon-
tonom-
tono-
Other spellings  
Compound words, titles, names  

Entry tonona
Part of speech   noun
Malagasy definition   Famoahana teny amin' ny feo: Ataovy tsara tonona ny teny fa aza ngonongononina fotsiny [Rajemisa 1985]
English definition   pronunciation [Hallanger 1973]
French definition   prononciation [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
Derivations  
Morphology  
tonona
tonoko
tononao
tonony
tonontsika
tononay
tononareo
tonon'
tonon-
tonom-
tono-
Compound words, titles, names  

Entry toñona
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tambahoaka] tsiny [Rakotosaona 1972]

Updated on 2017/08/02