Entry (1/2) | 1 manidy |
Root | 2 hidy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manao izay tsy hahafahan' ny varavarana, vavahady, hidin-drano..., mivoha: Nanidy varavarana tamin' ny karetsaka izy dia lasa natory Misakana na mandrara tsy hahazoana mandeha: Misy didy manidy ny lalana miankandrefana fa misy areti-mifindra, hono, any [1.1] |
Explanations in French |
5 fermer à clef, avec un verrou, avec une barre, mettre sous clef, enfermer dans la maison, interdire un passage [1.3#244] |
Examples |
6 ary raha mitsipika am-baravarana, halainay rehefa manidy trano;
[2.654#]
7 Isaky ny tsinana ny volana dia hoatra ny romotra izy, ka manidy trano avokoa izahay rehetra. [2.499#] 8 Ny efitrano ipetrahako mantsy ambony rihana, ny tompon-trano, no ao ambany ary izy no mamoha sy manidy ny varavarana fidirana. [2.4#] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 13 mañidy |
Part of speech | 14 active verb |
Explanations in Malagasy |
15 mampiseho ny andrianify [Taisaka]
[1.78] |
Anagrams | 16 andimy, 17 dimany, 18 dimina, 19 madiñy, 20 manidy, mañidy, 21 midina, midìna, 22 minday |
Updated on 2025/09/20 |
![]() |