|
|
|
|

Entry1  hena velona aho nandre izany
Elementary words  2 hena, 3 velona, 4 aho, 5 mandre, 6 izany
Part of speech  7  locution
Explanations in Malagasy  8 (ny hena vao noraisina dia mihararetra kely): enti-milaza fa nangovitra iray ihany ny tena nandre izany [1.1]

Updated on 2025/09/12