Entry izany (iny)
Part of speech pronoun [full list]
Malagasy definition Enti-manondro zavatra na olona an' eritreritra fotsiny: Iza no nilaza izany vaovao izany taminao? / Tsy fantatro izany olona izany. Matetika koa anefa ny izany dia enti-milaza hevitra na teny vao nolazaina: Ny fotoana volamena, tsarovy mandrakariva izany teny izany, rankizy. [Rajemisa 1985]
English definition that; those [Hallanger 1973]
French definition celui-là; ceux-là [Hallanger 1974]
Compound words, titles, names 
Tables and plates all the pronouns
Quotes 

2018/12/15