Entry harahara
Part of speech   noun
Malagasy definition   Madiva dia ho rovitra [Rajemisa 1985]
English definition   [Richardson 1885]
Derivations  
Quotes  

Entry harahara
Part of speech   noun
Malagasy definition   Hazo antonontonony, mahatratra 7-8 m ny haavony ary 0,16-0,20 m ny savaivony (Phylloxilon ensifolium) hazo mafy diamafy, fanaovana zaran' angady indrindra ka nahatonga azy ho teny mitovy hevitra amin' ny "angady" [Rajemisa 1985]
French definition   [Tankarana] nom d'un bois très dur, Phylloxylon ensifolius. [David 1952 (takila H)]
French definition   appellation botanique: Phylloxylon [Rakotovao: Bois]
Vocabulary  
Scientific name   Phylloxylon ensifolius
Synonyms   sotro ~ tsiavango ~ voafatra

Entry harahara
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tanala] karazana garaba misy masomasony fanatonan-tsotro sy lovia [Rakotosaona 1972]

Entry harahara (hara)
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taisaka] tsapatsapa [Rakotosaona 1972]
French definition   [Taisaka] tâtons [Deschamps 1936]
Derivations  

2017/03/10