Entry mangarahara (harahara)
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Tantera-pahazavana hatrany ambadika noho izy manify: Efa mangarahara itý lambanao fa aleo mividy vaovao [Rajemisa 1985]
English definition   bright, shining, glittering; very thin, used of old cloth nearly worn out. [Richardson 1885]
   to be transparent [Hallanger 1973]
French definition   être transparent [Hallanger 1974]
Examples   Indro, izy rehetra ho tonga tahaka ny lamba mangarahara, ho lanin'ny kalalao izy. [Baiboly: 29:050:009/Isaia 50:9..]

Entry mangarahara
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Tambahoaka] mangatsiaka [Rakotosaona 1972]

2013/04/16