Entry hara
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tanosy] akora [Rakotosaona 1972]
   Zavatra nalaina tamin' ny akorandriaka fanao bokotra na haingon-javatra; lanin-kazandrano manify [Rajemisa 1985]
English definition   mother-of-pearl. [Richardson 1885]
French definition   [Taisaka] coquille [Deschamps 1936]

Entry hara
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taisaka] tanety, vatolampy [Rakotosaona 1972]
French definition   [Taisaka] rochers [Deschamps 1936]

Entry hara
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Sihanaka] arosy (vorona) [Rakotosaona 1972]
Vocabulary  

Entry hara
Part of speech   noun
French definition   [Tankarana] cadavre, après l'ensevelissement. [David 1952 (takila H)]

2017/03/10