Entry kapa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandidiana amin' ny famaky na antsibe: Ratsy kapa itỳ hazo ity izany. [1.1]
Explanations in English A cutting, a hewing [1.7]
Explanations in French Action de couper, d'abattre [1.8]
Derivatives 
 
Proverbs 

Entry kapa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazam-pamelezana fanaon' ny mpanao daka, ka ny voditongotra no itsenana ny ranjon' ny ankilany. [1.1]
Compound words 

Entry kapa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan-kiraro izay tsy feno ny tampon-tongony [1.1]
Explanations in English Sandals [1.7]
Explanations in French Sandales [1.8]
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 
Articles 

Anagrams 

Updated on 2023/10/28