| Entry | 1 angotingoty |
| Root | 2 angoty |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Hantahanta atao amin' ny olona mba hitiavany ny tena, fihetsika entina manambitamby, haitraitram-pitia aseho amin' ny fihetsika sy fiteny miaingitra: Mahakamo indray ny mijery an' irỳ zazavavy be angotingoty
5 angola, angentsana, hantahanta [1.1] |
| Examples |
6 Any milalaova, manarana fo amin' izay angotingoty tianao, kanefa aza manota amin' ny teny anavonavona.
[2.996#28.032.012]
|
| Derivatives |
|
| Synonyms | 10 angoty |
| Updated on 2026/05/23 |
|