| Entry (1/2) | 1 haha- |
| Part of speech | 2 prefix [Full list] |
| Explanations in French |
3 passé du préfixe maha-.
[1.3] |
| Examples |
4 moa ve ny hatanjaky ny vatana fotsiny dia ampy tsy haha-ankizv intsony?
[2.314#]
5 Tsy nandry andro tsy nandry alina ianareo, nitady izay haha-Andriana ahy. [2.298#] |
| Entry (2/2) | 6 haha |
| Part of speech | 7 noun |
| Explanations in Malagasy |
8 famahana, fanalana ny fatotra.
[1.1] |
| Explanations in English |
9 See boraka, vaha, veraka.
[1.2] |
| Explanations in French |
10 Action de délier, de dénouer, de détacher, de dévisser, de démonter, de mettre en liberté. Voy. Vaha.
[1.3#204] |
| Derivatives |
|
| Updated on 2025/09/19 |
|