|
|
|
|

Entry (1/3)1  fanahana
Root  2 ahana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fomban' ny olona manahana, izany hoe miandry mitanaka. [1.1]

Entry (2/3)5  fanahana
Root  6 haha
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8 Famahàna, fanalana amin' ny fatorana, fanasaratsarahana, fandravana, famotsorana (olo-meloka). [1.1]
Explanations in French  9 L’action de délier, de démonter, de dévisser. [1.3#204]

Entry (3/3)10  fanahàna
Root  11 taha
Part of speech  12  noun
Explanations in Malagasy  13 fanomezana zavatra hatao taha na onitra. [1.1]
Explanations in French  14 l'action de donner une compensation, le motif. [1.3#643]

Anagrams  15 fahanana, 16 fanahana, fanahàna, 17 hafanana

Updated on 2025/11/12