Entry voahaha (haha)
Part of speech past participle
Explanations in English Loosed, untied, unknotted. [1.2]
Explanations in French Délié, dénoué, détaché, dévissé, démonté, mis en liberté [1.3]
Examples Ny gadralava sy ny meloka ao an-tranomaizina dia tsy maintsy vahana sy alefa amy ny fetr' androny, ka raha tsy mahatandrina tsara izany ny mpitandrina ný fetr' androny, ka misy diso andro sy tsy voahaha sy tsy voalefa, dia sazina omby 1 sy a. [1.123]

Updated on 2023/03/04