Entry vaha
Part of speech noun
Malagasy definition Fanalana ny kofehy mamatotra; famotsorana, fanesorana ny fahan-damba; fanapahana ny fanekena nifanaovana [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry vaha
Part of speech adjective
Malagasy definition  [Sihanaka] reraka, sasatra [Rakotosaona 1972]

Entry vaha
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tanala] trano fiompiana biby na vorona [Rakotosaona 1972]

Entry vaha
Part of speech conjunction [full list]
Malagasy definition  [Taisaka] sy, ary [Rakotosaona 1972]

Entry vaha
Part of speech noun
French definition solution
¶ vahan'ny fampimirana iray: solution d'une équation, racines d'une équation
¶ vaha torana: solution unique [SLP 1986]
Vocabulary 

Entry vaha
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tambahoaka] fakan-kazo [Rakotosaona 1972]

Entry vaha
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tambahoaka] garaba [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] sobika natao tamin'ny karazam-bahy atao hoe vahipiky [Rakotosaona 1972]

2011/12/21