Entry hafaliana tsy ahombiazana (faly, tsy, omby)
Part of speech expression
Other spellings 
Examples 
1Hafaliana tsy ahombiazana rahateo na an' ity raim-pianakaviana mibanjina ny menaky ny ainy: [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 9]
2Hafaliana tsy ahombiazana no an' ny Frantsay tamin' ny toby rehetra. [Andraina: Mitaraina, page 188]

Updated on 2021/10/13