| Entry | 1 tankina |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Ritra, maina: Mahagaga fa tankina ilay loharano tatsy andrefan-tanàna.
4 Lany: Tankina ny volantsika. 5 Gina, tsy ahitan-teny intsony: Tankina aho nahare ilay vaovao tsy nampoiziko. [1.1] |
| Examples |
6 ny oran-ko ritra ny oran-ko tankina tsy mba anjairan-tsarotro hialofana [2.131] |
| Derivatives |
|
| Proverbs | 9 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 10 kintana, 11 tankina |
| Updated on 2025/11/02 |
|