| Entry | 1 fahanginana |
| Root | 2 gina |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Toetran' ny zavatra mangina, tsy andrenesana feo na tabataba, tsy fisiana tabataba: Ny fahanginana no itiavako monina etỳ ambanivohitra / Mahalasa vinany ny fahanginana etỳ ambanivohitra (tsy tokony hafangaro amin' ny fanginana: tsy fitenenana) [1.1] |
| Explanations in English |
5 silence; quiet; loneliness [1.7] |
| Explanations in French |
6 silence [1.8, 1.5] 7 action de se taire; solitude [1.8] |
| Examples |
8 Tsy tantin-dRasoa izany fahanginana izany.
[2.270]
9 Mitady anao eny amoron'ny alina aho ka mikatsaka anao hatreny anatin'ny fahanginana! [1.221] |
| Morphology |
|
| Synonyms | 12 fanginana, hanginana |
| Updated on 2025/09/12 |
|