| Entry | 1 hanginana |
| Root | 2 gina |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Toetran' ny zavatra mangina, tsy andrenesana feo na tabataba: Mahalasa vinany ny fahanginana etỳ ambanivohitra (tsy tokony hafangaro amin' ny fanginana: tsy fitenenana) [1.1] |
| Synonyms | 5 fahanginana |
| Updated on 2025/09/12 |
|