Entry moana
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Enti-milaza olona tsy afaka miteny, tsy mamoa-peo hiteny: Tsy moana hatrany an-kibon-dreniny akory izy fa nisy loza tampoka nahazo azy ka veriny tamin' izay ny fitenenana
¶ Tsy mamaly, tsy miteny tsy mivolana: Nanontaniana izy, nefa tsy niloa-peo fa moana fotsiny tao [Rajemisa 1985]
English translation   mute; dumb, unable to speak [Hallanger 1973]
French translation   muet [Hallanger 1974]
Vocabulary  
Derivations  
Quotes  
Articles  

Updated on 2017/06/29