| Entry | 1 fangainana |
| Root | 2 gaina |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fahadisoam-panantenana:
5 Mafimafy kokoa ny fangainan' ny mpianatra try afa-panadinana noho ny an' ny tsy nahazo tamin' ny an-tsapaka [1.1] |
| Explanations in French |
6 Le désappointement
[1.3] |
| Anagrams | 7 fanaingana, 8 fanangiana, 9 fangainana |
| Updated on 2025/11/13 |
|