Entry | 1 fiarakaretsaka |
Elementary words | 2 fiara, 3 karetsaka |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 Anarana omena ny fiarakodia madinika izay mifanaretsaka mitondra olona amin' ny tanàn-dehibe [1.1] |
Explanations in English |
6 a taxicab [1.7] |
Explanations in French |
7 taxi [1.8] |
Examples |
8 fiarakaretsaka no noraisiko teo Anosizato hodiana.
[2.4#]
9 fiarakaretsaka iray no efa niandry azy teo amoron-dalana. [2.470#] 10 Nandray fiarakaretsaka iray izahay roa lahy, dia nivoaka ny tanàna. [2.471#] |
Vocabulary | 11 Transportation |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |