Entry karetsaka
Part of speech noun
Malagasy definition Fandehanana haingana, dia miverina tsy ela; fifamoivoizana amim-pahakingana ary mailaka. [Rajemisa 1985]
English definition a rapide passage to and fro [Hallanger 1973]
French definition passage rapide [Hallanger 1974]
Derivations 

Entry karetsaka
Part of speech noun
Malagasy definition Hidim-baravarana misy vatany roa: ny iray lahimpanalahidy mih ombo amin' ny lelavaravarana, ny iray kosa fidirany mihombo amin' ny batana, ka rehefa mitsofoka ao amin' ilay fidirany ny lahimpanalahidy dia mihidy ny trano [Rajemisa 1985]
 karazana hidim-baravarana [SLP: Voambolana]
English definition a bolt for a door [Hallanger 1973]
French definition verrou, targette [Hallanger 1974]
French definition crémone, espagnolette, targette [SLP: Voambolana]

2013/01/19