Entry felana
Part of speech   noun
Malagasy definition   Ny atin' ny ravina mitapelaka: Maitso tanora mahafinaritra ny felan' itỳ ravinkazo
¶ Vonin-javamaniry mivelatra: Efa ho vaky felana itỳ voninkazo itỳ
¶ Fanaovana teny mamy [Rajemisa 1985]
French translation   pétale [SLP: Voambolana]
Examples  
1Voninkazo indray mamony, mitovy hanitra sy felana. [Dox: Mirahavavy]
2Vetivety foana anefa dia indro nisy lehilahy ranjanana anankiray mitafy tapaka ary mirongo felana niakatra ny Rovany. [Rapatsalahy: Kintana, page 60]
Vocabulary  
Derivations  
Synonyms   felam-bony
Compound words, titles, names  
Quotes  

Entry felana
Part of speech   noun
Malagasy definition   Akorandriaka na volafotsy fanaon' ny lehilahy Sakalava amin' ny handriny ho haingo na ody [Rajemisa 1985]
French translation   coquillage qui sert d'ornement. [Tankarana] [David 1952 (takila F)]

Updated on 2017/07/08