Entry mamela (vela)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manajanona: Iza no namela io angady io teny an-tokotany?
¶ Mandao: Namela zaza fito mianadahy Ratompokolahy izay jasa izay!
¶ Manome lalana: Mamelà anay hisaotra anao, Tompoko
¶ Mamindra fo amy...: Mamela anao tanteraka aho fa aza mamerina in tsony [Rajemisa 1985]
English definition to leave, to abandon; to forgive [Hallanger 1973]
French definition laisser, abandonner; pardonner [Hallanger 1974]
Morphology 
mamela
namela
hamela
mamelà
Compound words, titles, names 

Entry mamelĂ  (vela)
Part of speech imperative of active verb mamela [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

2013/03/11